Teny iditra (1/4) | 1 fatsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro]
fantsika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a sharp point |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] pointe de tour |
Tovy hevitra | 6 fasy |
Teny iditra (2/4) | 7 fatsy |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2, 1.7] the spur of a cock |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.82] [Taisaka]
ergot (du coq) 11 [1.13] ergot |
Voambolana |
12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Tsipelina hafa | 13 fantsy |
Teny iditra (3/4) | 14 fatsy |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Sihanaka, Tanosy]
tsilo 17 [1.78] [Tanala] tsilo, roy: Soky añaty fatsy hita mandy fany tsy rambejina (sokina anati-tsilo hitan'ny maso fa tsy azon'ny tanana) |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.82] [Taisaka]
épine (des plantes) 19 [1.13] épine 20 [1.196] (fatsy : ergot, épine) Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae). [Taifasy] 21 [Taisaka] |
Voambolana |
22 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 24 fa tsy |
Sokajin-teny | 25 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
26 [3.1] but not |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [3.1] mais pas |
Ohatra |
28 [2.643#178] Angamba fa tsy fantatro 29 [2.588#136] Soa ihany fa tsy nisy voa 30 [1.437] Matokia fa tsy hisy maty ireo |
Fivaditsoratra | 31 fa tsy, fatsy, tsifa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |