Teny iditra | 1 fehezan-dalàna |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitambaran'ny didy maromaro iray tarika 4 [1.13] fitambarana lalàna na mikasika lafin-javatra iray |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] code |
Ohatra |
6 [4.27#] Tsy fanajana ny lalàna Ny Lalàna mifehy ny asa no fehezandalana lehibe indrindra tsy maintsy arahina. |
Singan-teny | 7 fehezana, lalàna |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |