Teny iditra fehezan-dalàna
Singan-teny fehezana ; lalàna
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran'ny didy maromaro iray tarika [1.1]
 Fitambarana lalàna na mikasika lafin-javatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Code [1.13]
Ohatra Tsy fanajana ny lalàna Ny Lalàna mifehy ny asa no fehezandalana lehibe indrindra tsy maintsy arahina. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20