|
|
|
|

Teny iditra1  fehezina
Fototeny  2 fehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fatorana: Fehezo tsara ny kitay sao latsaka
5 Entina, didiana: Nofehezin' ny Kapiteny Ranona ireto miaramila ireto taona itsỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be tied, to be knotted, to be overruled, to be governed, to be managed. [1.2]
7 to be tied; to be governed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on lie, qu'on attache; qu'on gouverne [1.8]
Ohatra  9  Dia nanao hoe, azoko ity fa olom-peheziko. [2.245#42]
10  Ny Ihala izay nofehezin' ny Zafimainty, ao Marosiky. [2.508#250]
11  Fehezina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [1.437]
12  Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [2.445#13]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26