Teny iditra | 1 fehikibo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anja-koditra na zavatra hafa atao fehy eo amin' ny kibo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [fehy kibo] A girdle, a girth. fehinkibo also used 5 [1.7] a belt |
Ohatra |
6 [2.649#] Ny basiny nahankiny tamin' ny rindrina, ny lefona teo anjoron-trano, ary fehikibo hoditra sy ny moara inihantokantona nanodidina ny efi-trano. |
Voambolana |
7 Toe-karena: zaitra |
Singan-teny | 8 fehy, kibo |
Tsipelina hafa | 9 fehinkibo, fehinkibo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |