Teny iditra | 1 fehinkibo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.65] anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka |
Ohatra |
4 [2.117#] Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo. |
Voambolana |
5 Toe-karena: zaitra |
Singan-teny | 6 fehy, kibo |
Tsipelina hafa | 7 fehikibo |
Tovy hevitra | 8 hetra |
Lahatsoratra |
9 Randzavola: fehinkibo ao amin' ny Baiboly (=> fitafiana) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |