|
|
|
|

Teny iditra1  fehim-pihavanana
Singan-teny  2  fehy, fihavanana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana
Fanazavàna teny malagasy  5  Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  lien de parenté [1.54]
Tovy hevitra  7  fehim-ponenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10