Teny iditra | 1 fehim-ponenana |
Singan-teny | 2 fehy, fonenana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo |
Voambolana |
5 Fifandraisana: fianakaviana |
Tovy hevitra | 6 fehim-pihavanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |