Teny iditra fehim-pihavanana (fehy, havana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay lien de parenté [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fehim-ponenana

2009/12/09