|
|
|
|

Teny iditra1  fehim-pihavanana
Singan-teny  2  fehy, fihavanana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54] lien de parenté
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  7  fehim-ponenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10