|
|
|
|

Teny iditra1  fehim-ponenana
Singan-teny  2  fehy, fonenana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10