Teny iditra fehytenda > fehitenda
Singan-teny fehy ; tenda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ fehy tenda ] A neck-cloth, a neck-tie, a cravat. [1.2]
 A necktie [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cravate [1.8]
Ohatra Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany. [2.470]
Voambolana 
Tovy hevitra fehivozo
Tsipelina hafa 
Ohabolana