Teny iditra | 1 fehitenda |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [fehy tenda] A neck-cloth, a neck-tie, a cravat. 5 [1.7] a necktie |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] cravate |
Ohatra |
7 [2.470] Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany. |
Voambolana |
8 Toe-karena: zaitra |
Singan-teny | 9 fehy, tenda |
Tsipelina hafa | 10 fehintenda |
Tovy hevitra | 11 fehivozo |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny fehitenda io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |