|
|
|
|

Teny iditra1  felan-dravina
Singan-teny  2  fela, ravina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  faritra be velarana sy manify ary maitso eo amin'ny ravina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  limbe [1.13]
Voambolana  6  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  7  pela-dravina

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10