Teny iditra | feni-drary | |
Singan-teny | fenitra ; rary | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Sarin-drary fanao amin' ny zoron' ny tsihy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Rond laissé non tressé au milieu des nattes. [1.19] | |
Tovy hevitra | fenitatamo ~ fenitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |