|
|
|
|

Teny iditra1  fenofeno
Fototeny  2  feno
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Malahelo na tezitra fatratra, nefa toa tsy afaka mivoaka ny alahelo na ny hatezerana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54] avoir mal au coeur
Voambolana  6  Fahasalamana
Mpanahaka  7  dimpoana, maivivy, maloiloy, manamonaina, masinaty, mihoaka, milebolebo, misalebolebo, misalembona, misalobona, misolebileby, salontsolonina, salosonina, tahandoa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12