|
|
|
|

Teny iditra1  salosonina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ta handoa, misondrotsondrotra ny ambavafo (jereo salebolebo)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.54] qui a envie de vomir
Voambolana  5  Fahasalamana
Tovy hevitra  6  ta-handoa
Mpanahaka  7  dimpoana, fenofeno, maivivy, maloiloy, manamonaina, masinaty, mihoaka, milebolebo, misalebolebo, misalembona, misalobona, misolebileby, salontsolonina, tahandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02