Teny iditra (1/4) | 1 ferana |
Fototeny | 2 fetra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana fetra: Noferon' ny fanjakana ny vidin' ny vary Soritana, faritana: Noterana ny sisin-tanin' ny firenena roa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to be limited 6 [1.2] to be restrained, to be fixed, as a time. |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on limite |
Ohatra |
8 [1.320] ny fisamboram-bola izay ferana araka ny lalàna ny fepetra momba izany. 9 [2.508] Ny tapany faharoa dia milaza fa ferana ny fotoana hahazoan' ny vahiny mijanona eto Madagasikara. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 15 feraña |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Taimoro]
zanatsipika, zanatsirika |
Teny iditra (3/4) | 18 ferana |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.196] Sorte de jonc utilisé pour fixer le chaume lorsqu'on fait des toitures |
Teny iditra (4/4) | 21 ferana |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] [Betsileo]
a plant used as a blow-tube for shooting birds. Same as tsontsoraka and tsirika. |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.196] |
Voambolana |
25 Haizavamaniry: hazo palma |
Fivaditsoratra | 26 fañare, fanera, ferana, feraña, narefa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |