|
|
|
|

Teny iditra1  fetahana
Fototeny  2  fetaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asiana: Nofetahako tehamaina ilay zaza fa nananihany
Petahana: Nofetahany tara tasy ny varavaranay tamin' ny alina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be made to have mud on or in, as the cracks in a wall, or a floor.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  fahatane, fetahana, tafahena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21