Teny iditra fetaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firaiketana hikambana tsara, hiady tsara tsy misy elanelany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy See petaka. [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra fetaka
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Betsileo, Merina] Nom donné aux épluchures de pommes de terre ou de patates cuites, qui ont tendance à se coller aux doigts. De façon générale, on donne ce nom aux produits collants. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31