Teny iditra | mifetaka (fetaka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin' ny vatan' ny fiarakodia ny fotaka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | Adhering, wet, sticking to. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra | Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 147] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |