|
|
|
|

Teny iditra1  fe-taona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] A limited term.
4  [1.7] a time limit
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] limite de temps
Ohatra  6  [2.366#] Ary raha efa lany ny fetaona sy ny fe-bolana nifanaikena dia miala izy.
7  [2.59#] Raha tokony ho niety, 1 Ny Goverinor, mba hasiana fetaona no honènany;
Singan-teny  8  fetra, taona

Fivaditsoratra  9  antefao, fañetoa, fetanao, fe-taona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21