Teny iditra | 1 FFM |
Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy [3.1] |
Ohatra |
4 Tsy mbola nivoaka amin’ny fomba ôfisialy ny lisitr’ireo mpikambana ao amin’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (ffm) na dia efa nahavita ny asany aza ny Fiarahamonim-pirenena nanankinana ny fananganana azy io. [4.43] |
Voambolana |
5 Fikambanana |
Tsanganana sy sary iray takila |
6 Fanafohezan-teny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |