Teny iditra (1/2) | 1 fia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Gia, geja, gehy, fihina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] Root of voafia, fiazana, mamia, amiazana [Javanese peres] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] compression |
Voambolana |
6 Fizìka |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 fia |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Taimoro]
anaran-kazandrano, trondro 17 [1.78] [Taisaka] hazandrano 18 [1.1] [Bara] Karazana marakely mainty mipentimpentina |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [1.2] [Sakalava]
a kind of fish |
Voambolana |
20 Haibiby: trondro |
Anaram-biby |
|
Fivaditsoratra | 22 afi, afy, fai, fay, fia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |