Teny iditra | 1 fiazana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Gejaina mafy, poretina: Aza fiazanao toy izao ny tanako Tanana tsy omena: Nofiazany telo taona tany ny volako |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be squeezed, to be pressed. |
Fototeny | 5 fia |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 anafazy, faizana, fanaiza, fiazana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |