|
|
|
|

Teny iditra1  fiabily
Fototeny  2  abily
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  fomban' ny olona miabily, izany hoe miandevo fanahy, tsy manaja tena, mivarina, mikororosy fahana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20