Teny iditra | 1 fiadidiana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 adidy |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanapahana, fifehezana: Eo ambany fiadidian-dRonona itỳ faritany itỳ Andraikitra, fiandraiketana: An' ny ray aman-dreny ny fiadidiana ny zanany raha mbola kely |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] responsibility, leadership, government |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] La responsabilité, le gouvernement 7 [1.8] responsabilité, gouvernement |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |