Teny iditra fiahy (ahy)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, milandrina tsara
¶ Tokony hahina, hokarakaraina tsara: Ny antitra sy ny marary manarakaraka ny zazakely no fiahy voalohany indrindra [Rajemisa 1985]

2012/11/16