Teny iditra fiainga (ainga)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina
¶ Fomban' ny zavatra miainga, misondrotra: Ny fiaingan' ny fiaramanidina [Rajemisa 1985]

2009/02/23