Teny iditra fiainga (ainga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina
Fomban' ny zavatra miainga, misondrotra: Ny fiaingan' ny fiaramanidina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La manière de se lever [1.3]
Ohatra Antoandro fiainga ihany izy ireo. [2.470]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27