|
|
|
|

Teny iditra1  fiaingana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fisondrotana
Fanombohana mandeha: Amin' ny 1 ora sy sasany ny fiaingan' ny aeroplanina mankany Toamasina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#11] L’action de se lever, de partir
5  [1.13] départ
Ohatra  6  [2.928#] Tso-drano no angatahiko ao alohan' ny fiaingana.
7  [2.472#] Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny.
Fototeny  8  ainga
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  afinganay, fiaingana, ifanganay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21