Teny iditra | fiaingitra (aingitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miaingitra, izany hoe miseho ho sarotiny sy miavona, miangentsana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière d’être capricieux [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |