Teny iditra | 1 fiakanjo |
Fototeny | 2 akanjo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina miakanjo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 La manière de s'habiller ; l’habit de mise, propre à être mis [1.3#14] |
Ohatra |
6 Tsy olona madio fiakanjo avokoa izy rehetra famaro no mena lamba noho ny maha tambanivohitra azy. [2.470#] 7 Nanaraka ny hevitra sy ny fomban-dRadama ny Menamaso ary vonton' ny fomba fanao nentin' ny Vazaha hatramin' ny fiakanjo sy ny filàm-pahafinaretana hafahafa rehetra. [2.508#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |