Teny iditra fialamboly
Singan-teny fiala ; voly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa: Ny fijerena sarimihetsika no mba fialam-bolinay isaky ny asabotsy hariva [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Loisir [1.13]
Ohatra Ny kilalao anie sady natao ho fialamboly no natao hianaran-javatra koa. [2.445]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10