Teny iditra fialikalika (alikalika (alika))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe manala-bara-tena, manavazin-tena
Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe miseho ho sarotiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20