Teny iditra | fiambozona (vozona) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miambozona, izany hoe mitondra eny am-bozona: Izao no fiombozona meday Azo iambozonana: Tsy fiambozona iny raha iny fa esory any [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |