Teny iditra (1/2) | 1 vozona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the neck |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] cou, col, goulot 6 [1.8] le cou; le col |
Ohatra |
7 [2.69] Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra |
Voambolana |
8 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 48 Ohabolana misy io teny io |
Lahatsoratra |
49 Randzavola: vozona ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 50 vozona |
Sokajin-teny | 51 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
52 [1.1] enti-milaza fanerena hanaiky |
Fanazavàna teny frantsay |
53 [1.3] contrainte, violence |
Fivaditsoratra | 54 vozona, zavoño |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03 |
![]() |