|
|
|
|

Teny iditra1  fiambozona
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fototeny  3  vozona
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina miambozona, izany hoe mitondra eny am-bozona: Izao no fiombozona meday
azo iambozonana: Tsy fiambozona iny raha iny fa esory any

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07