Teny iditra fiandraiketana (raikitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandraisana ho adidy, fiadidiana, fiantohana: Anao ny fiandraiketana ny sakafon' ny mpitsangantsangana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy responsibility for something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay responsabilité, administration [Hallanger 1974]

2009/10/18