|
|
|
|

Teny iditra1  fiandrinaina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-kankana mivelona ao amin' ny tsinain' ny olona; araka ny finoan' ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olona misy azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] (fandrin-aina) The name of a fabulous worm said to live in the stomach of people, and which, should it be passed out, indicates that the sick will surely die.
Voambolana  5  Fahasalamana
Singan-teny  6  fiandry, aina

Fivaditsoratra  7  anandrifiany, fiandrinaina, nifandiranay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21