|
|
|
|

Teny iditra1  fiangonana
Fototeny  2  angona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy
ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the church; the people who assemble regularly together for worship.
Ohatra  6  Dia neken'ny fiangonana izany [2.59]
7  Firy re no fiangonana toy izany ankehitriny? [2.649]
Kamban-teny 
Lohateny  10  Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina ()
11  Ny Fiangonana eo amin'ny Fiaraha-monina eto Madagasikara : Église et Société à Madagascar (EKAR – Evêques de Madagascar)
12  Ny Tantaran'ny Fiangonana (Hübsch Bruno, Bethaz Giustino)
Lahatsoratra  13  Randzavola: fiangonana ao amin' ny Baiboly
Sary 
14  15  16 

Fivaditsoratra  17  fiangonana, fionganana, fongananay, nafinganao, nafonganay, nifanganao, nofanganay

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12