Teny iditra | 1 fianteherana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#53] L’action de s’appuyer sur, de se confier à, de compter sur ; celui sur qui on s’appuie, sur qui on compte |
Ohatra |
5 [2.445#] Ny fianteherana amin' izy ireny no miteraka finoana eo amin' ny olona tsirairay. 6 [2.606#] Koa mitranga eto amin'ity angano ity ny fihenan'ny fianteherana amin' ny fitambaram-be. 7 [2.296#] Koa asa na efa toetra mba nentin-drazantsika hatrizay na mba soritra noraisintsika tamin' ireo Talaotra nandalo teto kosa io fianteherana tafahoatra amin' ny lahatr' Andriananahary io. |
Fototeny | 8 antehitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |