Teny iditra | 1 fiarahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] l'action d'aller ensemble 4 [1.13] synchrone |
Ohatra |
5 [2.471] fiarahana angamba hiafara amin' ny fahafatesana! 6 [2.5] Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? |
Voambolana |
7 Fizìka |
Fototeny | 8 araka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Sary |
|
Fivaditsoratra | 15 fahariana, fiarahana, hafaranay, hiafarana, ifaharana, ifanaraha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |