Teny iditra fiarahana (araka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay L'action d'aller ensemble [1.3]
 Synchrone. [Voambolana: Fizìka] [1.13]
Ohatra 
1Fiarahana angamba hiafara amin' ny fahafatesana! [2.471]
2Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? [2.5]
Haiendriteny 
Tsotra : fiarahana, fiarahako, fiarahanao, fiarahany, fiarahantsika, fiarahanay, fiarahanareo, fiarahan', fiarahan-, fiaraham-, fiaraha-
Tovonana : -piarahana, -piarahako, -piarahanao, -piarahany, -piarahantsika, -piarahanay, -piarahanareo, -piarahan', -piarahan-, -piaraham-, -piaraha-
Kamban-teny 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20