|
|
|
|

Teny iditra1  fiaram-bahoaka
Singan-teny  2  fiara, vahoaka
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fitaterana
Fanazavàna teny malagasy  5  Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  autobus [1.5]
Tovy hevitra  7  fiarabe

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12