Teny iditra fiarabe (fiara, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Autobus [1.5]
Ohatra 
1Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4]
2Mitatitra ranontany amin' ny fiarabe ny mpanam-bola. [2.445]
3Ary tao no nandray ny fiarabe "Tasso» nampitohy ny renivohitra tamin' i Mahajanga. [2.356]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : fiarabe, fiarabeko, fiarabenao, fiarabeny, fiarabentsika, fiarabenay, fiarabenareo, fiaraben', fiaraben-, fiarabem-
Tovonana : -piarabe, -piarabeko, -piarabenao, -piarabeny, -piarabentsika, -piarabenay, -piarabenareo, -piaraben', -piaraben-, -piarabem-
Tovy hevitra fiaram-bahoaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31