Teny iditra | fiaram-bahoaka (fiara, vahoaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | autobus [Rajaonarimanana 1995] | |
Voambolana | Fitaterana | |
Teny mitovy hevitra | fiarabe | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |