Teny iditra | 1 fiaro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana ikambanam-be ikazana izay rehetra ampiasaina hiaro: Ny tambin' ny lakan-kely miaro azy amin' ny onja 4 [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A charm rubbed on a fighting bull to preserve him from being wounded by his antagonist. 6 [1.7] that which protects against something |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] ce qui sert à protéger 8 [1.13] dispositif de protection, de sécurité 9 [1.196] [Merina] Préparation avec laquelle on s'enduisait le corps pour prévenir les maladies contagieuses ou se protéger contre les sortilèges, les deux étant souvent confondus. 10 [1.196] [Betsileo] Préparation dont s'enduisaient ceux qui participaient à des courses de taureaux. Aussi : un des odytandroka ; on en mettait sur les cornes du taureau, ce qui était censé prévenir les blessures graves. |
Ohatra |
11 [2.298#142] Kandrefa ny Betsileo mbola toa ny kibo beny tsy voaisy fiaro. 12 [2.270#26] Ody fiaro nitokiako an-jamba nandritra ny taona niainako ireo! |
Fototeny | 13 aro |
Tovy hevitra | 14 maharotsingala, masoarivo |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 27 afiro, afori, arofy, fairo, fiaro, firao, ifaro, ifora, raofi, raofy, rofia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |