Teny iditra | 1 fiaro |
Fototeny | 2 aro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anarana ikambanam-be ikazana izay rehetra ampiasaina hiaro: Ny tambin' ny lakan-kely miaro azy amin' ny onja 5 [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] A charm rubbed on a fighting bull to preserve him from being wounded by his antagonist. 7 [1.7] that which protects against something |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] ce qui sert à protéger 9 [1.13] dispositif de protection, de sécurité 10 [1.196] [Merina] Préparation avec laquelle on s'enduisait le corps pour prévenir les maladies contagieuses ou se protéger contre les sortilèges, les deux étant souvent confondus. 11 [1.196] [Betsileo] Préparation dont s'enduisaient ceux qui participaient à des courses de taureaux. Aussi : un des odytandroka ; on en mettait sur les cornes du taureau, ce qui était censé prévenir les blessures graves. |
Ohatra |
12 Kandrefa ny Betsileo mbola toa ny kibo beny tsy voaisy fiaro. [2.298#142] 13 Ody fiaro nitokiako an-jamba nandritra ny taona niainako ireo! [2.270#26] |
Tovy hevitra | 14 maharotsingala, masoarivo |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny fiaro io |
Fivaditsoratra | 27 afiro, afori, arofy, fairo, fiaro, firao, ifaro, ifora, raofi, raofy, rofia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |