|
|
|
|

Teny iditra1  fiatoana
Fototeny  2  ato
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a pause
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] pause, interruption
Ohatra  6  Reraka tokoa ny tany raha volena tsy misy fiatoana toy izany. [2.117#]
7  ny rahona mandraraka azy tsy manantena fiatoana, fa mikitroka manjabe. [2.285#]
8  Izany no fihetsiky ny fiovam-penitra ara-kolontsaina tsy misy fiatoana. [1.369#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  afotanay, anafitoa, atafinao, atafonay, fiatoana, itafanao, itafoana, tafainao, tafianao, tafoanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21